|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  atsimo atsinanana
Singan-teny  2 atsimo, 3 atsinanana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Ohatra  5  Tsy vitan' izay ny amin' ny Arabo fa tonga taty atsimo atsinanana koa izy [2.366#9]
6  Foko avy tany atsimo atsinanan' i Madagasikara no niavian' ny Bara sy ny Filoha nitarika azy [2.508#274]
Voambolana  7  Toerana

Teny iditra (2/2)8  Atsimo Atsinanana
Singan-teny  9 atsimo, 10 atsinanana
Sokajin-teny  11  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  12 faritra anatin' ny faritanin' i Fianarantsoa. [3.1]
Fangi-bolantany  faritra anatin' ny faritanin' i Fianarantsoa
Voambolana  13  Pôlitika
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  35  Ny faritra roa ambin' ny roapolo
Sary 

Fivaditsoratra  36 atsimo atsinanana, Atsimo Atsinanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09